BAREA U23 Miara Milalao Investissement associatif
50 000 000 Ar Tanjona
0 Andro Tavela
17 Mpandray anjara
2290080 Ar Voaangona

4.58016%

Mikatona ity tontona
Tontona notontosaina amin'ny : BAREA U23 UFICASM
Mpandray tombony BAREA U23

Miarahaba atsika rehetra mpitia Baolina KITRA Malagasy.
Efa iarahatsika mahita ny ezaka sy ny zava-bitan’ny fikambanana UFICASM sy Madas izay miaramiasa nanomboka t@ novambra 2021, fampivondronana 2 teto Frantsa sy ny fitiliana ny mpialalaon’ny BAREA U23 izay namoriana ny faritany 6 tao Fianarantsoa nandritry 18 andro…
Tsy vitavita fotsiny ireny zavatra ireny fa tena teo ny fandaniana izay natao.
Ankehitriny izahay dia efa hiatrika indray ny fampivondronana manaraka ny 1 ka hatramin’ny 13 Jiona ho avy izao, izay handraisatsika lalao aram-pirahalahiana 2 ao Antananarivo.
Ireo nolazaina ambony ireo ny ezaka efa vitanay noho ny fitiavana ny baolina kitra Malagasy, amin’ity volana Jona ity indray izahay dia mba miandry izay azonareo mpitia sy mpanaraka baolina kitra atao mba hahafahatsika miroso hatrany amin’ity tetik’asa fampandrosoana ity.
Koa manentana antsika rehetra mba handray anjara mavitrika amin’ity « levée de fond ity » atao ity, hangarahara tanteraka ny fitantanana ary afaka samy mahita izay narotsany ny tsirairay.
Miara Milalao.

Bonjour à tous.
Depuis une décennie l’association UFICASM oeuvre pour le développement du Football Malagasy au niveau local et surtout à l’international .
Mandaté en 2021 par la FMF et reconnu par la FIFA et la CAF , nous préparons « main dans la main » avec l’association MADAS nos BAREA ESPOIRS à la CAN U23, qualificatif aux JO de Paris en 2024.
Des détections et regroupements de nos futurs joueurs ont été déjà réalisés et la qualité est là.
Nous sommes très optimistes pour la suite…
Projeter c’est bien , réaliser c’est mieux.
Aidez-nous à atteindre l’objectif.
En collaboration avec notre plateforme Malagasy « Koti-Kota », nous organisons une « levée de fond MONDIALE. »
C’est très simple, où que vous soyez dans le Monde vous pouvez contribuer en monnaie de votre choix et selon vos possibilités en Ariary, en Euro , en Dollar ou selon la monnaie du pays où vous résidez.
Chaque contribution est une victoire.
MERCI D’AVANCE À TOUS
N’hésitez pas si vous le souhaitez, d’envoyer une mini-vidéo qu’on partagera à chaque contribution avec le slogan
Isika BAREA

Video Photos Autres

Nanrindra RAVELOJAONA

nandray anjara tamin'ny 26/08/22

Rocko RAHOBIMANANA

nandray anjara tamin'ny 03/07/22

733250 Ar

Nathanael  RADONA

Nathanael RADONA

nandray anjara tamin'ny 26/06/22

RAKOTO Haja

nandray anjara tamin'ny 20/06/22

Mikael Raza

nandray anjara tamin'ny 11/06/22

Solo Chuk

Solo Chuk

nandray anjara tamin'ny 07/06/22

30000 Ar

Jose  Solofonirina

Jose Solofonirina

nandray anjara tamin'ny 04/06/22

80000 Ar

Tsikiniaina Randriatiana

nandray anjara tamin'ny 02/06/22

Livaniaina  Rakotomalala

Livaniaina Rakotomalala

nandray anjara tamin'ny 02/06/22

310100 Ar

Rindra RANDRIAMANGA

nandray anjara tamin'ny 02/06/22

20000 Ar

Joseph Odon RALAIVAO

nandray anjara tamin'ny 01/06/22

Tolojanahary Rinah Andrianiaina

Tolojanahary Rinah Andrianiaina

nandray anjara tamin'ny 28/05/22

Emile ANDRIAMANANA

nandray anjara tamin'ny 25/05/22

Faniry Fiononana Rabehaja Andriamanana

Faniry Fiononana Rabehaja Andriamanana

nandray anjara tamin'ny 24/05/22

209500 Ar

Cécile  BOSCO

Cécile BOSCO

nandray anjara tamin'ny 23/05/22

83800 Ar

Herizo Ravelokamisy

nandray anjara tamin'ny 23/05/22

209500 Ar

Roddy Andriamady

nandray anjara tamin'ny 23/05/22

Nathanael RADONA Nosoratana tamin'ny 26/06/22
Bravo pour cet initiative et merci à Koti Kota de pouvoir nous permettre de contribuer à ce genre de projet
RAKOTO Haja Nosoratana tamin'ny 20/06/22
Alefa
Mikael Raza Nosoratana tamin'ny 11/06/22
Vous êtes notre futur espoir du foot. Bon courage
Nanrindra RAVELOJAONA Nosoratana tamin'ny 08/06/22
Alefa U23, on est à Lyon et on est avec vous !
Solo Chuk Nosoratana tamin'ny 07/06/22
Alefa Barea
Jose Solofonirina Nosoratana tamin'ny 04/06/22
Manohana anareo hatrany e!
Tsikiniaina Randriatiana Nosoratana tamin'ny 02/06/22
Alefa barea U23 a, nareo no ho avy ny football eto amintsika
Livaniaina Rakotomalala Nosoratana tamin'ny 02/06/22
Alefa Barea. Misaotra hoan mpikarakara rehetra mavitrika sy miezaka manandratra ny ekipantsika eh.
Joseph Odon RALAIVAO Nosoratana tamin'ny 01/06/22
Alefa
Tolojanahary Rinah Andrianiaina Nosoratana tamin'ny 28/05/22
Alefa❤️
Emile ANDRIAMANANA Nosoratana tamin'ny 25/05/22
restez sérieux jusqu'au bout et croyez en vos capacités
Faniry Fiononana Rabehaja Andriamanana Nosoratana tamin'ny 24/05/22
Miara Milalao
Cécile BOSCO Nosoratana tamin'ny 23/05/22
Bon courage et bonne chance ho atsika rehetra.
Herizo Ravelokamisy Nosoratana tamin'ny 23/05/22
Alefa Barea !
Roddy Andriamady Nosoratana tamin'ny 23/05/22
Bonne initiative,misimisia !
Anonyme

Mbola tsy misy fanontaniana

Anonyme
loader
Famerenana ny teny miafina
Lasa any ny famerenana ny teny miafina