


Cette cagnotte est clôturée
Salama tompoko,
Tsy mora amiko ny manoratra izao fangatahana izao, satria matetika ny olona tsy te-hilaza ny fahasahiranany. Saingy amin’izao fotoana izao dia tena mavesatra loatra ny enta-mavesatra zakako irery.
Noho ny olana ara-bola nifanesy dia tafangona ny trosa, ny faktiora JIRAMA ary ireo adidy fototra ilaina amin’ny fiainana andavan’andro. Tsy maintsy mitady vahaolana maika aho mba tsy hiharatsy ny toe-javatra.
Mitentina eo amin’ny 3 000 000 Ar eo ho eo ny vola ilaina hanarenana izany rehetra izany sy hamerenana filaminana ho anay mianaka.
Misy ankizy kely iadraiketako, ary ny faniriako dia ny hanome azy fiainana milamina sy tsy ho voasaringotra amin’ny fahasahiranana lalina loatra.
Miezaka mitady asa maharitra aho mba hanarenana tanteraka ny fiainana ara-bola sy hiantohana ny ho avy.
Raha afaka mandray anjara ianao, na dia kely aza, dia tena fanantenana lehibe ho anay izany. Raha tsy afaka manampy ara-bola ianao dia efa fanohanana lehibe ho anay ihany koa ny fitrotranao am-bavaka.
Misaotra amin’ny fo manontolo amin’ny fahalalahan-tanana sy ny fanohanana rehetra.
Ce site est protégé par reCAPTCHA. Les règles de confidentialité et les conditions d’utilisation de Google s’appliquent.
D’autres cagnottes à soutenir

Sortie récréative SC
On organise une petite sortie entre collègues pour partager un bon moment ensemble, en dehors du cadre habituel L’objectif ? Se détendre, rire, renforcer notre esprit d’équipe et créer de beaux souvenirs tous ensemble Pour nous aider à organiser cette sortie dans les meilleures conditions (lieu, repas, activités…), nous avons ouvert une cagnotte. La participation est totalement libre : chacun contribue selon ses possibilités, sans aucune obligation Salama daholo ry ekipa Mikasa hanao fivoahana kely isika mba hiara-hizara fotoana mahafinaritra ivelan’ny tontolon’ny asa Ny tanjona dia mba hiala sasatra, hihomehy kely, hanamafy ny firaisankina ao amin’ny ekipa ary hamorona fahatsiarovana tsara hiarahantsika Mba hahafahana mandamina tsara izany (toerana, sakafo, hetsika sy ny sisa), dia nanokatra “cagnotte” isika handraisana anjara amin’ny fandaniana. Malalaka ny fandraisana anjara, samy mandray anjara araka izay zakany, tsy misy fanerena Misaotra mialoha amin’ny fandraisana anjara sy ny toe-tsaina tsara entinareo! Tsy andrintsika ny hiara-hifaly Merci d’avance pour votre participation et surtout pour votre bonne humeur ! On a hâte de vivre ce moment avec vous

Projet Reny Soa
L’absence d’infrastructure hospitalière dans le “fokontany” Antanetibe est un vrai fléau pour les femmes enceintes, les mères et les enfants, mettant en péril les conditions de vies de milliers de consœurs Malgaches chaque année. La Jeune Chambre Internationale Mayendeleyo souhaite faire de l’accès à une santé de base un droit fondamental et non un privilège pour les habitants de ce Fokontany en finalisant la construction d’un CSBII dans ce secteur avec le Projet Reny Soa . Même si des efforts de construction en bétons ont déjà été entamé, la mise en opération du CSB a encore besoin de finition, de plomberie, d’une installation électrique, des ouvrages métalliques de tout genre et des équipements hospitaliers pour permettre aux bénéficiaires de vivre en parfaite santé. 4000 Foyers du Fokontany Antanetibe et de ses Fokontany avoisinante Andramanonga, Ampahimanga et Tanjonandriana seront directement favoriser par le projet Reny Soa. Le projet est un soutient direct aux objectifs de développement durable de l’ONU et une initiative pour accroitre l’effort de la Nation Malgache à la réduction de la mortalité maternelle et infantile. Aidons-les femmes et enfants du Fokontany Antanetibe car même si nous ne sommes pas tous nés sur le même pieds d’égalité, nous pouvons tous contribuer à faire de Madagascar et Antananarivo, un monde d’équité. #Rise&Shine, #Buildlegacytogether, #LeadConnectEvolve. Lien Google Drive TDR Projet



